Teny iditra katso
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] volomparasy (loko) [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila Ny Loko

Teny iditra katso
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Marani-doha
Mpitati-teny, mpitati-bolana hampisaraka ny fihavanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having a sharp point or head [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Pointu; qui a la langue délié, méchante; rapporteur, semeur de discorde [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra katsokatso

Teny iditra katso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Action de bloquer, d'empêcher [1.5]
Sampanteny 
Anaran-toerana 

Teny iditra katso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une plante à caoutchouc. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra katso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (de katso : qui sème la discorde ; les écorces amères sont à employées à préparer des boissons alcooliques). Hazunta modesta (Baker) Pichon (Apocynaceae). [1.196]
Anarana siantifika Hazunta modesta
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/10