Teny iditra | mitsangana (tsangana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1] | ||||||||
Ohatra | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | manerinerina ~ miezinezina ~ mihenjana ~ mihinjitra ~ mijajirika ~ mijalajala ~ mijaridina ~ mijidina ~ mijoalajoala ~ mijoro ~ miorina ~ miridiridy ~ mitangezaheza ~ mitsatoka | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitsangana io | ||||||||
Teny iditra | mitsangàna (tsangana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsangana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | miantsanga, mitsangana, tsimangana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |