Teny iditra tantely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mamy, manimanitra ary vonivony, ataon' ny karazam-bibikely izay atao hoe renitantely avy amin' ny vovo-bonin' ny voninkazo tsentsefiny: Mamy ohatra ny tantely
Mamy ny tantely fa misy faikany, mamy ny fary fa misy fiakany...: enti-milaza fa na inona na inona zava-tsoa eto an-tany dia misy tsininy avokoa, ary izany dia avy amin' ny toetrany tsy lavorary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Honey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Miel [1.8]
 Le miel, très employé en thérapeutique malgache, comme adoucissant, édulcorant, béchique, etc. Il fait l'objet de recherches très actives, et ceci depuis des temps fort anciens. Un très grand nombre de proverbes sont liés au miel. Autrefois les chercheurs de miel distinguaient surtout de grandes catégories, telles que  tantely ompiana , tantely remby , tantely velon-dreny, tantely very reny. Aujourd'hui, les spécialistes distinguent souvent les miels d'après les espèces végétales qu'ont étaient butinées par les abeilles ; par exemple  tantely kininina. Ils savent que certains pollens sont dangereux et peuvent donc donner des miels toxiques. Par exemple celui de l' angavodiana, ou du komanga. Les espèces particulièrement mellifères sont également bien connues. Nous avons mentionné cette propriété sous chaque nom de la plante quand elle nous a été signalée. [1.196]
Ohatra 
1Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany; [2.69]
2Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [2.296]
3ny vary sy diloilo sy tantely avy tany Palestina; [1.38]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Zanakanarana Mamiko toy ny tantely
Anaran-toerana 
Mpanahaka  antely ~ fandrama ~ titely
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra tantely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bibikely: Ny andrian-tantely no arahin' ny tantely rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bee [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Abeille [1.8]
 Abeille ouvrière [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra renitantely ~ trembono
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23