Teny iditra vala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Rova [1.78]
  [Taisaka, Tanala, Tanosy] Fefy [1.78]
 Fefy manodidina: Asio vala ny akohonareo fa manimba ny tanimbolinay
Faritra na toerana andrian' ny omby ao an-tanàna; fahitra: Nihoatra ny vala ilay zanok' omby halina
Fizarazaran' ny tanimbary: Manana tanimbary telo vola i Dadabe eny Antanintsaonjo
Antoko, fifehezana: Irina mba tsy hisy afatsy volatokana ho an' ny Kristianina rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An enclosure, a pen; a border [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Provincial] Enclos (un), parc à boeufs (un), bordure (une), village (un), finage (un) [1.8]
 Domaine, parc, enclos, finage [1.13]
 Clôture, entourage en bois [1.196]
Ohatra 
1Namaky vala ny ombinay roa lahy indray alina. [2.472]
2Ary ny trano tany, noferany am-bohitra vita vala hady. [2.245]
Haiendriteny 
Tsotra : vala, valako, valanao, valany, valantsika, valanay, valanareo, valan', valan-, valam-
Tovonana : -bala, -balako, -balanao, -balany, -balantsika, -balanay, -balanareo, -balan', -balan-, -balam-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Lohateny Ambalatavoahangy (Rapatsalahy Paul)
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra vala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Ensemble [1.13]
Voambolana 

Teny iditra vala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom donné à diverses espèces d'arbres ou d'arbustes utilisés pour faire des clôtures. Les plus communément relevés sont :
[Tanosy] Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae). Relevé par P. Boiteau à Fort Dauphin, 1972. Fibres des écorces utilisées en corderie et pour les tissages grossiers.
[Tandroy] Dombeya lecomtei Hochr. ; réf. Service Forestier 12943 ; Dombeya parvipetala Arènes ; réf. Decary (nom relevé sur le type de l'espèce) ; Dombeya valafotsy Arènes ( Malvaceae) ; réf. Réserves Naturelles 2758. Toutes ces espèces ont des écorces fibreuses et servaient autrefois à lier entre elles les pièces d'une charpente. Elles étaient multipliées volontairement par bouturage. [1.196]
Anarana siantifika Dombeya ambongensis, Dombeya lecomtei, Dombeya parvipetala, Dombeya valafotsy
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15