Teny iditra voalavo (lavo)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Put down, thrown [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Renversé, jeté à terre [1.3]

Teny iditra voalavo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay A species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] [1.3]
Fanazavàna teny anglisy A rat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rat [1.54, 1.8, 1.13]
  [Sakalava-Mayotte] Souris, rat [1.405]
Anarana siantifika Mus alexandrinus
Ohatra 
1Voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. [2.445]
2Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. [2.472]
3Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. [2.442]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra voalavo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Se disait des sorciers [2.415]
 Sorcier [1.3]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15