Teny iditra vohitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Havoana
Tanàna kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy ~ Mandena ny vohitra sy ny tanety" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A hill
A village (formerly situated on a hill) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay élévation, colline
Ville, village, hameau, maison avec enclos [1.3]
 Colline, montagne
Village (situé sur la colline autrefois) [1.8]
Ohatra Tsy ela dia niakatra ilay vohitra misy azy rehetra. [2.470]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : vohitra, vohitro, vohitrao, vohiny, vohitsika, vohitray, vohitrareo, vohitr', vohi-, vohitry
Tovonana : -bohitra, -bohitro, -bohitrao, -bohiny, -bohitsika, -bohitray, -bohitrareo, -bohitr', -bohi-, -bohitry
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Zanakanarana Andry – Vohitry ny Horohoro (Rapatsalahy José Paul)
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14