Teny iditra |
zafy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zanaky ny zanaka, na taranaka faharoa (ny zanaka no voalohany): Matetika no manahaka ny raibe, hono, ny zafy Taranaka: Zafin' ny mpanjaka Andrianampoinimerina izy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A grandchild, a descendant. Often used in forming proper names, or as a prefix to tribal names [1.2]
|
| A grandchild [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Petit-fils, petite-fille [1.54]
|
| Petits-fils, petites-filles, descendants [1.3]
|
| Petit-enfant [1.8]
|
Ohatra | Hisy zafy maniry tandroka anie ny zanaky ialahy!
[2.48]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|