Teny iditra ajojo (jojo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asosa moramora misononoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ajojo, ajojoko, ajojonao, ajojony, ajojontsika, ajojonay, ajojonareo, ajojon', ajojon-, ajojom-
Ny lasa : najojo, najojoko, najojonao, najojony, najojontsika, najojonay, najojonareo, najojon', najojon-, najojom-
Ny hoavy : hajojo, hajojoko, hajojonao, hajojony, hajojontsika, hajojonay, hajojonareo, hajojon', hajojon-, hajojom-
Filaza mandidy : ajojoy

Teny iditra Ajojo
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay Nom donné aux Comorien(ne)s [1.5]
Ohatra Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao, ary misy milaza fa sambolay kely itony antsika no andehanan' ny Ajojo mankany Dar-Es-Salam? [2.471]
Voambolana 
Tovy hevitra Kaomorianina ~ Marovanjo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19