Teny iditra ava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [1.78]
  [Tanala] [1.78]
 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Weeding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sarclage [1.8]
Sampanteny 
 

Teny iditra ava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [1.1]
Ohatra fa raha avy erỳ an' ava kosa no mipoitra ny ra, dia sariho, fa matiko ny mamba. [1.406]
Sampanteny 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 

Teny iditra Avà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Ivah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Ivva [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Iva
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19