Teny iditra Betsiboka (be, tsy, boka)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana anglisy One of the largest rivers of Madagascar, which empties itself into the Mozambique Channel. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Un des plus grands fleuves de Madagascar formé par la jonction de l'Amparihibe qui prend sa source sur le versant nord de l'Andringitra du Nord (1.704 m.) et de la Jabo qui prend sa source sur le mont Langana, à 6 km. au nord d'Ambohimanga. S'orientant sud-nord-ouest, elle sépare la sous-préfecture d'Ankazobe de celles d'Anjozorobe et de Tsaratanàna et la sous-préfecture de Maevatanana de celle de Tsaratanàna. Elle traverse les sous-préfectures de Maevatanana (région nord-est), d'Ambato-Boeny et de Marovoay, et se jette par un grand delta dans la baie de Bombetoka. Elle reçoit sur sa rive droite la Mananara qui prend sa source dans le canton d'Ambatomena (Manjakandriana) et arrose Anjozorobe, la Mananta, l'Andranofasika, l'Andranoadala, la Tsimaloto, l'Isinko, l'Ambinanikely, déversoir du lac Amparihibe, le Kamoro, la Marovoay et l'Andranolava, et sur sa rive gauche la Tsibohaina, la Kisompy, la Manambolo, la Boana, la Mahetsamahery, l'Andriampotsy, l' Andriantoany, l'Ikopa, l'Iabohazo, l'Andrianfitatra et l'Andranomena. C'est le plus grand fleuve navigable de l'Ile en toutes saisons; en effet, il est navigable jusqu'à Ambato-Boeny avec des embarcations de 20 tonnes et jusqu'à la confluence de l'Ikopa avec des embarcations plus légères.
¶ 440 km. [Rajemisa 1966]
Ohatra 
1atsirao atsinanany Betsiboka, akeky foana, i Vohilena. [Callet: Tantara, takila 667]
2Mbola tao Betongolo ihany ry Feno, dia efa henoheno fa ny hany fisakanana ny Anglisy avy any Mahajanga, dia saika fanimban-dalana fotsiny, fanapahana tetezana - ny tetezan' i Betsiboka indrindra-. [Andraina: Mitaraina, takila 141]
3Lazaiko tsotra fa izay atsimo sy avaratra akory aza tsy fantatro intsony raha vao nandalo kelikely an' Amberomanitra izahay, ary raha nisy nilaza tamiko fa teny amoron' i Betsiboka aho, dia tsy nahagaga ahy akory izany. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 51]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra Betsiboka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Famaritana malagasy faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

2015/01/03