Teny iditra |
fanambarana
(ambara)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Filazana zavatra mbola niafina hatramin' izay: Fanambarana ny tetika nataon' ireo olon-dratsy Filazana vaovao lehibe ampahibemaso: Nanao fanambarana tao amin' ny fampielezam-peo ny Filohan' ny Nosy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Revelation, disclosure [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Révélation, action de manifester [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
fanambarana
(tambatra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanakambanana, fampiraisana, fanatontaliana, fampitohizana: Ataovy ny fanambarana ireto isa ireto [1.1]
|
|
Teny iditra |
Fanambaràna
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Fanambaràna, Apokalypsy: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
| Revelation: one of the books of the Bible
[2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Apocalypse: un des livres de la Bible
[2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|