Teny iditra iva
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho
Reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Low [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bas [1.8, 1.13]
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Mpanahaka  fohy ~ botry ~ zeny ~ bozeny ~ botetaka ~ iva dia iva ~ misafosafo amin' ny tany ~ mirefarefa amin' ny tany ~ kely ~ boteta

Teny iditra iva
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] [1.78]
Sampanteny 
 

Teny iditra Iva
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Ivah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Ivva [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Avà
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23