Teny iditra jakana (jaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona omena jaka: Efa mba nojakanareo ve ry Dadatoa Rabe ? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : jakana, jakako, jakanao, jakany, jakantsika, jakanay, jakanareo, jakan', jakan-, jakam-, jaka-
Ny lasa : nojakana, nojakako, nojakanao, nojakany, nojakantsika, nojakanay, nojakanareo, nojakan', nojakan-, nojakam-, nojaka-
Ny hoavy : hojakana, hojakako, hojakanao, hojakany, hojakantsika, hojakanay, hojakanareo, hojakan', hojakan-, hojakam-, hojaka-
Filaza mandidy : jakao

Teny iditra Jakàna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Jakan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Yaaqân [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20