Teny iditra mikea
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mihiaka, mihoraka: Mikea vona añambozoñy ny aombelahy i (Mihiaka mbola mifampitolona amin'ny ombilahy izy [1.78]

Teny iditra Mikea
Sokajin-teny anaram-poko
Ohatra 
1Nony tany an' ala izy, nahita Mikea izay. [2.606]
2Nisy anaram-poko Mikea izay mitovy amin' ny anaram-poko malagasy hafa. [2.508]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra Mikea
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Mikea, Mika: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
 Micah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Michée: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Mika

Teny iditra Mikea
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Micaiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Michée [2.996]
Ohatra Ilay iraka lasa niantso an'i Mikea dia niteny taminy nanao hoe: [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Mikaia
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30