Teny iditra ory
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory
Mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
Mitovy hevitra: faraidiny ~ mikaforoforo ~ mikokokoko ~ poripory
Ampijalina, ampahorina
Hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2]
 Miserable, wretched, poor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pauvre [1.3, 1.8]
 Affligé, malheureux [1.3]
 Taquiné [1.3]
 Misérable [1.8]
Ohatra 
1fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany! [2.324]
2hony Rangodongodona
manao ahoana izany toetry ny ory?
[2.131]
3Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [2.69]
Haiendriteny 
Tsotra : ory
Filaza mandidy : oria
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra ory (otra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana orina [fitanisana]

Teny iditra Ory
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Uri [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Uri [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Orì

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11