Teny iditra osa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy.
Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Feeble, weak; coward [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3]
 Faible, poltron [1.8]
Ohatra 
1Antitra sy osa ny raiko. [2.270]
2Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra osa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [1.78]
Voambolana 

Teny iditra Osa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Osa [2.996]
 Uz [2.996]
Fanazavàna teny frantsay [2.996]
Ohatra Zanak'i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Oza
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01