Teny iditra reza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra rezareza

Teny iditra Rezà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Rhesa [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Résa [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Resa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31