Teny iditra | adisaona | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Hihy, akanjo-nify [1.78] | ||
Ny hihi-nify amin' ny fara valanorano. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The extremities of the gums, where the molars are situated. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Les extrémités des mâchoires [1.3] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |