Teny iditra | adonadona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Orgueil, mépris [1.3] | ||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | adonadona, daondaona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |