Teny iditra ahidrano
Singan-teny ahitra ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona [1.78]
 Ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of a grass much used as forage. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Herbe qui pousse après la coupe du riz [1.3]
 (de ahitra = herbe et rano = eau). Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz. Surtout : Echinochloa stagnina (Retz.) P. Beauv., Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc. & Chase et Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). [1.196]
Anarana siantifika Echinochloa crus-galli, Echinochloa pyramidalis, Echinochloa stagnina
Voambolana 

Teny iditra ahidrano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra [1.13]
 Karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Algue [1.13]
Ohatra Ny fanafangaroana ahidrano amin'ny sakafo ihany koa dia manampy ioda ao anatiny. [2.424]
Voambolana 
Mpanahaka  alga

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21