Teny iditra ahikongona
Singan-teny ahitra ; kongona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' ahitra misy fofony ohatra ny fofon-kongona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A grass. Sporobolus sp. Same as merakapaha. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Herbe qui sent la punaise. Espèce de Sporobolus [1.3]
  [Merina] (les herbes ainsi dénommées sont censées favoriser la pullulation des kongona ). Ce sont : Leersia hexandra Sw., Rhynchelytrum repens (Willd.) C.E. Hubb. et Sporobolus pyramidalis P. Beauv. (Poaceae). [1.196]
Anarana siantifika Leersia hexandra, Rhynchelytrum repens, Sporobolus pyramidalis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27