Teny iditra |
aika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra tsara tery, mifanety tsara Fiantsoana olona maro ho vory; antso: Nanao aika avo ny mpiadidy ho ren' ny vahoaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A compact assembly, congress, or army, gathering together for the war. Compact, close [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'état de ce qui est serré, compact; appel, convocation [1.3]
|
Sampanteny |
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
aika
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka]
Eny [1.78]
|
|
Teny iditra |
aika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-javamaniry fanao loko (Indigofera tinctoria) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A species of indigo plant largely used in dyeing. Indigofera sp. [1.2]
|
| Indigo [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Indigo [1.8]
|
| [Merina]
Nom générique des Indigotiers et autres Légumineuses employées en teinturerie, notamment : Indigofera tinctoria L.,
Indigofera anil L.,
Indigofera erecta Eckl. & Zeyh. , et
Indigofera suffruticosa Mill. ainsi que
Crotalaria striata A. Braun (Fabaceae).
(dial. ?) Sida rhombifolia L. (Malvaceae) ; graines croquées pour consolider les gencives (Decary).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Crotalaria striata, Indigofera anil, Indigofera erecta, Indigofera suffruticosa, Indigofera tinctoria, Sida rhombifolia |
Ohatra | Miroborobo faniry itony aika ary lava teraka ihany ity rojo
[2.131]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
|