Teny iditra akotry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rice in the husk, paddy rice. [1.2]
 Paddy or unhulled rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Riz en cosse, paddy [1.8]
 Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary [1.196]
Anarana siantifika Oryza sativa
Ohatra Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24