Teny iditra | alga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Algue [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Mpanahaka | ahidrano | |
Fivaditsoratra | alga, gala |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |