Teny iditra | amborodao | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Sary mievotra vita amin' ny kofehy apetaka amin' ny lamba Galona, ravaky ny fitafian' ny manamboninahitra [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Raised sewn borders or designs; gold brocade on uniforms; any raised ornamental sewing [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Dessins en relief faits à l'aiguille sur l'étoffe; passementerie, brocart [1.3] | ||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: broderie. | ||
Tsipelina hafa | borodao | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |