Teny iditra | ampalibe | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana [1.78] | ||
Hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Betsimisaraka] The jackfruit tree (Artocarpus integrifolia) [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae [...] [tohiny 1.5] | ||
(de ampaly (2), et
be = grand).
Nom d'abord donné à plusieurs figuiers : [Sakalava] Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae). [Sihanaka] Ficus pachyclada Baker (Moraceae). Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d' ampalibe. [1.196] | |||
Anarana siantifika | Artocarpus heterophyllus, Ficus guatteriifolia, Ficus pachyclada | ||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | ||
Tovy hevitra | finesy ~ kimahatorolela | ||
Habaka | http://waynesword.palomar.edu/jackfr1.htm#jackfruit | ||
Sary | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |