Teny iditra anakatsimba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). [1.196]
Anarana siantifika Toddalia asiatica
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31