Teny iditra | anandriana | |
Singan-teny | anana ; riana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [riana, swift water.] An herb. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano, Merina, Sihanaka] (de anana = herbe potagère, et riana = cascades, chutes d'eau). Thelethylax minutiflora (Tul.) C. Cusset (Podostemaceae). Curieuse petite plante présentant une sorte de thalle charnu adhérent aux pierres des cascades et que les Malgaches apprécient beaucoup comme légume. [1.196] | |
Anarana siantifika | Thelethylax minutiflora | |
Ohatra | Fa izay tena nahatalanjona ahy dia ny nahitako olona sahisahy nitetitety sola-bato haka anandriana.
[2.643] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |