Teny iditra anarana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[1.1]
 Iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Name [1.2, 1.7]
 Appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom [1.8, 1.13]
 Dénomination [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : anarana, anarako, anaranao, anarany, anarantsika, anaranay, anaranareo, anaran', anaran-, anaram-, anara-
Kamban-teny 
Lohateny Anarana (Rapatsalahy Paul)
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra Anarana
Singan-teny anarana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rapatsalahy Paul
Fanonta printy 1981. Edisiona Takariva. Ambainy: 11.5cm. Haavony: 16cm. Takila: 20.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/14