Teny iditra | andalambary | |
Singan-teny | lalana ; -bary (vary) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vary vao voajinja vita andaharana eny an-tsaha ambara-pitaona azy ho eny an-tanàna [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ andalam-bary ] Riz en javelle [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |