Teny iditra andilana (dilana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Valahana [1.78]
 Valahana, ilay faritra etiety na manify kokoa amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny taolantehezana sy ny maoja ary toa mampitohy ny tenabe amin' ny rantsambatana ambany. [1.1]
  [Bezanozano] [ andilaña ] Valahana [1.78]
Fanazavàna teny anglisy The loins [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Hanche [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra andilana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Isthme [1.19]
Voambolana 

Teny iditra Andilana (any, dilana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -17.3, 49.1666667
-15.8166667, 48.7833333
-13.4833333, 49.8
-13.25, 48.1833333

Teny iditra Andilana (any, dilana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -13.25, 48.1833333
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17