Teny iditra andritsilaitsy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavamaniry ampiasaina ho fanafodin' ny olona ambany tosidra ( Norohna sp.) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Bara] ( andry : action d'attendre et tsilaitsy, mis pour tsilaitra, nom de nombreux arbres et arbustes). Noronhia myrtoides H.Perrier (Oleaceae). Décoction des feuilles réputée hypotensive. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Noronhia myrtoides

2019/08/17