Teny iditra androbe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Karazana aretina izay torantorana foana [1.78]
 Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day. [1.2]
 Epilepsy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épilepsie [1.8, 1.54]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra androbe
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Antoandro [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31