Teny iditra | angaboribory | |
Singan-teny | anga- (angatra) ; boribory | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' angatra mahatonga hampihantona ny fivalanan-drano sy ny fivalanana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [boribory, round.] Suppression of urine, ischury. [1.2] | |
Ohatra | Ho an'ny angaboribory, ampiasao ny iray amin'ireto: ceftriaxone, tsindrona 125 mg.
[2.424] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |