Teny iditra | angady (hady) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2] | ||||
A spade; [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Bêche [1.8, 1.13] | ||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | ||||
Tovy hevitra | fangady | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny angady io | ||||
Fivaditsoratra | angady, gidana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |