Teny iditra | aniany | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fihalehibeazana noho ny fibontsinana na ny fivontosana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Puffed up as with wind, bloated, swollen. Used of the stomach only. [1.2] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | aniany (aniana) | |
Sokajin-teny | anarana sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | aniana [3.1] | |
Fivaditsoratra | aniany, inaina, iniana, nainay, ny anay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |