Teny iditra | ankama | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ahitra maniry anaty rano mpandoto rano no sady tena malama izay [1.78] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Fivaditsoratra | ankama, kamana, kañama, makaña, manakà |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |