Teny iditra antalihazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry tena poizina azo ampiasaina ho fampakarana ny tosidra ny hoditry ny fakany sy ny tahony, nefa mbola mila fanamboarana fa tsy atao amin' izao (Ranvolfia media) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de antaly, et hazo : arbre) Rauvolfia media Pichon (Apocynaceae). Cet arbre doit son nom à son amertume. Les écorces ont fait l'objet d'exportations vers l'Europe pour l'extraction des alcaloïdes. Propriétés hypotensives (voir aussi mafaikopaka). Écorces très toxiques. On s'en sert pour tuer les chiens quand ils pullulent dans certains villages et risquent de propager la rage. [1.196]
Anarana siantifika Rauvolfia media
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31