Teny iditra antenimieram-pirenena
Singan-teny antenimiera ; firenena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Assemblée nationale [1.5]
Voambolana 
Zanakanarana Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 (antenimieram-pirenena)
Asa navoany Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16