Teny iditra antontanisa
Singan-teny antonta ; isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly [1.62]
Fanazavàna teny frantsay [ antontan' isa ] Statistique [1.13]
Ohatra 
1Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany [4.7]
2Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny [4.39]
Voambolana 
Tovy hevitra statistika
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/24