Teny iditra | antsifiharatra | |
Singan-teny | antsy ; fiharatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antsy fanaratana toy ny hareza fahizay, ny tahony tena iray amin' ny lelany ihany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A small knife used as a razor [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rasoir d’autrefois, petit couteau dont le manche et la lame sont d’une seule pièce [1.3] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |