Teny iditra antsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Kalaza, antsy misy zarany lava, fitondra mianala [1.78]
  [Tanala] Antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [1.78]
 Fiasana misy lelany maranitra sy zarany, andidian-javatra na andrasana hena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A knife [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Canif [1.3]
 Couteau dont la lame se replie [1.3]
 Couteau [1.8, 1.13]
Ohatra 
1Dia ny antsy izany no mahery! [2.69]
2Nividy fantsika sy antsy ny rainy. [2.442]
Voambolana 
Tovy hevitra antsibe
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24