Teny iditra | any anivo | |
Singan-teny | any ; anivo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Any afovoan-tany (mifanohitra amin'ny any antsisin-tany, any antsiraka) [1.1] | |
Tohi-kevitra | any antsiraka ~ antsisin-tany | |
Fivaditsoratra | any anivo, anivoany, avinanio, ivionana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |