Teny iditra | aombe | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Omby: Ny aombelahy tsy ba rese fa ñy misitake ny mahay miady (ny ombilahy tsy mba resy fa ny mihataka no mahay miady) [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aombe io | ||
Fivaditsoratra | ambeo, aombe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |