Teny iditra | asaboratsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Maesa lanceolata) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Maesa lanceolata Forssk. (Primulaceae). Fruits comestibles, donnés à manger aux enfants comme vermifuge. Décoction des racines administrée, suivie d'une purge à l'huile de ricin aux enfants qui souffrent de vers intestinaux. [1.196] | |
Anarana siantifika | Maesa lanceolata | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Tovy hevitra | rafy ~ voarafy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |