Teny iditra | bakora | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Akorandriaka, zava-maneno famoriana olona eny ambanivohitra, rehefa misy kabary ataon'ny lehibe [1.78] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A large shell. See antsiva. [1.2] | |||
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |||
Tovy hevitra | antsiva | |||
Renianarana | ||||
Anarana iray reny | ||||
Teny iditra | bakora | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Malemy toa mirorarora fa tsy mba mifintimpitina [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Gros et mou [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Tsipelina hafa | bakoraka | |||
Fivaditsoratra | bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |