Teny iditra basirano (basy, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A syringe. [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31