Teny iditra |
-bata
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vata
|
Ohatra | Ny vola am-bata dia aoka fotsiny
[1.280]
|
|
Teny iditra |
-bata-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vatana
|
|
Teny iditra |
bata
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fanaingana zavatra amin' ny tanana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de porter sur les mains, à la main, de soulever avec les mains [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
bata
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sambomandry, sakamandimby [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Poutre [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|