Teny iditra | batata | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Vomanga [1.78] | ||
[Provincial] Vomanga [1.1] | |||
Karazana hanin-kotrana [1.13] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The sweet potato. (Prov.) See vomanga. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Patates. (tsimanga) § vomanga. [1.19] | ||
Patate douce [1.13] | |||
[Betsimisaraka, Sakalava] (du français « patate »). Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) : la patate douce. Tubercule alimentaire. [1.196] | |||
Anarana siantifika | Ipomoea batatas | ||
Voambolana | Haizavamaniry: anana | ||
Tovy hevitra | bageda ~ bele ~ bokala ~ mbizo ~ tsimanga ~ vomanga | ||
Kamban-teny |
| ||
Teny iditra | batata | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Kely saina, adaladala [1.78] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |