Teny iditra | batritra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | An insect [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Teny iditra | batritra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona fetsifetsy sy fatsora, na fatritran' olona tsy azo itokiana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Low, coarse, vulgar, immodest. See tritra. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |